4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tompo o ianao ihany - Groupe EVANGELIQUE tanjona

Tompo o ianao ihany no mba antenaiko hitantana ny diako

ka na lalan-tsarotra aza,ity fiainana eto an-tany

Teninao dia efa fanilo miaro ahy tsy ho solafaka

miaro ahy tsy ho sodokan’ny rendrarendram-piainana

Ho deraina Ianao;Tompo tia o

asandratro ho lovako

Reharehako ianao Mpamonjy soa Malala o

Partager tompo o ianao ihany

Commenter tompo o ianao ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe EVANGELIQUE tanjona